-
Jaona 7:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Ary henon’ny Fariseo fa nitakoritsika momba an’i Jesosy ny vahoaka, ka naniraka mpiambina hisambotra an’i Jesosy ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo.
-