-
Jaona 7:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Nifampiresaka àry ny Jiosy hoe: “Fa te ho aiza àry izy io, amin’izay tsy ho hitantsika? Sao dia te hankany amin’ny Jiosy miparitaka any amin’ny Grika àry izy, mba hampianatra ny Grika?
-