Jaona 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rehefa avy niteny an’izany izy, dia nandrora tamin’ny tany ka nanao feta tanimanga tamin’ny rorany. Dia nohosorany an’ilay izy ny mason’ilay lehilahy,+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:6 lmd lesona 3 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:6 Tiavo ny Olona, lesona 3 Fandalinana, Boky 2,
6 Rehefa avy niteny an’izany izy, dia nandrora tamin’ny tany ka nanao feta tanimanga tamin’ny rorany. Dia nohosorany an’ilay izy ny mason’ilay lehilahy,+