-
Jaona 11:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary be dia be ny Jiosy efa tonga nampionona an’i Marta sy Maria, noho izy ireo namoy ny anadahiny.