-
Jaona 11:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Ary hoy i Jesosy: “Esory io vato io.” Hoy anefa i Marta, anabavin’ny maty: “Tompo ô, tsy maintsy maimbo izy izao, satria efa efatra andro izay.”
-