Jaona 11:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Lasa nino an’i Jesosy+ àry ny ankamaroan’ireo Jiosy tonga tao amin’i Maria sy nahita an’izay nataon’i Jesosy.
45 Lasa nino an’i Jesosy+ àry ny ankamaroan’ireo Jiosy tonga tao amin’i Maria sy nahita an’izay nataon’i Jesosy.