Jaona 11:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Dia novorin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo ireo anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy, ka hoy izy ireo: “Inona no hataontsika, fa be dia be ny famantarana ataon’iny lehilahy iny?+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:47 jy 215; w06 15/1 11-12; gt toko 91; w89 15/8 9 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:47 Jesosy no Lalana, p. 215 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2006, p. 11-1215/8/1989, p. 9
47 Dia novorin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo ireo anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy, ka hoy izy ireo: “Inona no hataontsika, fa be dia be ny famantarana ataon’iny lehilahy iny?+