Jaona 12:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Nanajamba ny mason’ireo izy sady nanamafy ny fon’ireo, amin’izay ny masony tsy hahita, ary ny fony tsy hahazo ny dikan’izany, dia tsy hiverina amiko izy ka tsy hositraniko.”+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:40 jy 242; gt toko 104; w90 1/3 8 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:40 Fandalinana, Jesosy no Lalana, p. 242 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1990, p. 8
40 “Nanajamba ny mason’ireo izy sady nanamafy ny fon’ireo, amin’izay ny masony tsy hahita, ary ny fony tsy hahazo ny dikan’izany, dia tsy hiverina amiko izy ka tsy hositraniko.”+