Jaona 12:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Betsaka koa anefa ny mpitondra teo amin’ny Jiosy no nino azy,+ saingy tsy sahy nanaiky hoe mpianany izy ireo noho ny Fariseo, sao ho voaroaka hiala amin’ny synagoga.+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:42 jy 242; gt toko 104; w90 1/3 8-9 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:42 Jesosy no Lalana, p. 242 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1990, p. 8-9
42 Betsaka koa anefa ny mpitondra teo amin’ny Jiosy no nino azy,+ saingy tsy sahy nanaiky hoe mpianany izy ireo noho ny Fariseo, sao ho voaroaka hiala amin’ny synagoga.+