Jaona 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fantatr’i Jesosy talohan’ny fetin’ny Paska fa tonga ny fotoana+ hialany eo amin’izao tontolo izao sy handehanany ho any amin’ny Ray.+ Ary satria efa tia ny mpianany* eo amin’izao tontolo izao izy, dia tiany hatramin’ny farany izy ireo.+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:1 cf 161-162; w92 15/4 17 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:1 “Hanara-dia,” p. 161-162 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/1992, p. 17
13 Fantatr’i Jesosy talohan’ny fetin’ny Paska fa tonga ny fotoana+ hialany eo amin’izao tontolo izao sy handehanany ho any amin’ny Ray.+ Ary satria efa tia ny mpianany* eo amin’izao tontolo izao izy, dia tiany hatramin’ny farany izy ireo.+