Jaona 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy i Petera: “Tsy ianao mihitsy kosa no hanasa ny tongotro e!” Hoy anefa i Jesosy: “Raha tsy sasako ianao,+ dia tsy ho afaka hiaraka amiko.”*
8 Hoy i Petera: “Tsy ianao mihitsy kosa no hanasa ny tongotro e!” Hoy anefa i Jesosy: “Raha tsy sasako ianao,+ dia tsy ho afaka hiaraka amiko.”*