-
Jaona 13:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Lazaiko marimarina aminareo fa ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony, ary izay irahina tsy lehibe noho ilay naniraka azy.
-