Jaona 13:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia namaly i Jesosy hoe: “Ilay homeko ny sombi-mofo atsoboko ao anaty vilia.”+ Natsobony tao anaty vilia àry ilay mofo, dia nalainy ka nomeny an’i Jodasy zanak’i Simona Iskariota.
26 Dia namaly i Jesosy hoe: “Ilay homeko ny sombi-mofo atsoboko ao anaty vilia.”+ Natsobony tao anaty vilia àry ilay mofo, dia nalainy ka nomeny an’i Jodasy zanak’i Simona Iskariota.