Jaona 13:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nisy aza nieritreritra hoe satria i Jodasy no nitazona ny boatim-bola,+ dia nilaza taminy i Jesosy hoe: “Vidio izay ilaintsika amin’ny fety”, na hoe tokony hanao fanomezana ho an’ny mahantra izy. Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:29 Fandalinana, Boky 2,
29 Nisy aza nieritreritra hoe satria i Jodasy no nitazona ny boatim-bola,+ dia nilaza taminy i Jesosy hoe: “Vidio izay ilaintsika amin’ny fety”, na hoe tokony hanao fanomezana ho an’ny mahantra izy.