Jaona 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy ianareo no nifidy ahy, fa izaho no nifidy anareo. Notendreko hamokatra foana ianareo, sady hamokatra voa maharitra eo foana. Amin’izay dia homen’ny Ray anareo izay rehetra angatahinareo aminy amin’ny anarako.+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:16 w18.05 21; si 198 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:16 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),5/2018, p. 21 “Soratra Rehetra,” p. 198-199
16 Tsy ianareo no nifidy ahy, fa izaho no nifidy anareo. Notendreko hamokatra foana ianareo, sady hamokatra voa maharitra eo foana. Amin’izay dia homen’ny Ray anareo izay rehetra angatahinareo aminy amin’ny anarako.+