Jaona 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Noho ny anarako anefa no hanaovany an’izany rehetra izany aminareo, satria tsy fantany Ilay naniraka ahy.+
21 Noho ny anarako anefa no hanaovany an’izany rehetra izany aminareo, satria tsy fantany Ilay naniraka ahy.+