Jaona 15:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy ho meloka izy, raha tsy nataoko teo aminy ireny fahagagana mbola tsy nisy nanao ireny.+ Izao anefa izy sady nahita ahy no mbola mankahala ahy sy ny Raiko koa. Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:24 jy 277; gt toko 116; w90 15/11 9 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:24 Jesosy no Lalana, p. 277 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/1990, p. 9
24 Tsy ho meloka izy, raha tsy nataoko teo aminy ireny fahagagana mbola tsy nisy nanao ireny.+ Izao anefa izy sady nahita ahy no mbola mankahala ahy sy ny Raiko koa.