Jaona 15:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ho tonga ilay mpanampy hirahiko ho any aminareo avy any amin’ny Ray, dia ny fanahin’ny fahamarinana.+ Rehefa tonga io mpanampy avy any amin’ny Ray io, dia hanome porofo momba ahy.+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:26 w92 15/9 15-16 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:26 Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/1992, p. 15-16
26 Ho tonga ilay mpanampy hirahiko ho any aminareo avy any amin’ny Ray, dia ny fanahin’ny fahamarinana.+ Rehefa tonga io mpanampy avy any amin’ny Ray io, dia hanome porofo momba ahy.+