Jaona 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Noteneniko anareo anefa izany, amin’izay rehefa tonga ny fotoana itrangan’izany, dia ho tadidinareo hoe efa niteny an’izany taminareo aho.+ “Tsy noteneniko anareo izany tamin’ny voalohany, satria mbola teo aminareo aho. Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 16:4 jy 278; gt toko 116; w90 1/12 8 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:4 Jesosy no Lalana, p. 278 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1990, p. 8
4 Noteneniko anareo anefa izany, amin’izay rehefa tonga ny fotoana itrangan’izany, dia ho tadidinareo hoe efa niteny an’izany taminareo aho.+ “Tsy noteneniko anareo izany tamin’ny voalohany, satria mbola teo aminareo aho.