Jaona 16:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Malahelo koa ianareo izao. Hahita anareo indray anefa aho, dia ho faly ny fonareo.+ Dia tsy hisy hanala an’izany fifalianareo izany. Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 16:22 gt toko 116; w90 1/12 9 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:22 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1990, p. 9
22 Malahelo koa ianareo izao. Hahita anareo indray anefa aho, dia ho faly ny fonareo.+ Dia tsy hisy hanala an’izany fifalianareo izany.