Jaona 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nitraka nijery ny lanitra i Jesosy rehefa avy nilaza an’izany, dia hoy izy: “Ray ô, tonga ny fotoana. Omeo voninahitra ny zanakao mba hanomezany voninahitra anao.+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:1 jy 280; w13 15/10 27 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:1 Jesosy no Lalana, p. 280 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/2013, p. 27
17 Nitraka nijery ny lanitra i Jesosy rehefa avy nilaza an’izany, dia hoy izy: “Ray ô, tonga ny fotoana. Omeo voninahitra ny zanakao mba hanomezany voninahitra anao.+