Jaona 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Io Kaiafa io ilay nanoro hevitra ny Jiosy hoe mahasoa azy ireo raha olona iray no maty ho an’ny vahoaka.+
14 Io Kaiafa io ilay nanoro hevitra ny Jiosy hoe mahasoa azy ireo raha olona iray no maty ho an’ny vahoaka.+