Jaona 18:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Sady raha araka ny fanaonareo, dia tokony hanafaka olona iray ho anareo aho rehefa Paska.+ Ka sao dia mba tianareo hafahako ho anareo ilay Mpanjakan’ny Jiosy?” Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:39 Fandalinana, Boky 1,
39 Sady raha araka ny fanaonareo, dia tokony hanafaka olona iray ho anareo aho rehefa Paska.+ Ka sao dia mba tianareo hafahako ho anareo ilay Mpanjakan’ny Jiosy?”