Jaona 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy izy: “Atsipazo eo ankavanan’ny sambokely ny harato fa hahazo ianareo.” Dia natsipin’izy ireo ilay harato, ka tsy zakany nampiakarina satria be loatra ny trondro.+
6 Hoy izy: “Atsipazo eo ankavanan’ny sambokely ny harato fa hahazo ianareo.” Dia natsipin’izy ireo ilay harato, ka tsy zakany nampiakarina satria be loatra ny trondro.+