Jaona 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Avy eo dia hoy ilay mpianatra tian’i Jesosy+ tamin’i Petera: “Ny Tompo io!” Vao henon’i Simona Petera fa ny Tompo io, dia nanaovany* ny akanjony ivelany, satria tsy niakanjo* izy. Dia nitsoraka tao anaty ranomasina izy.
7 Avy eo dia hoy ilay mpianatra tian’i Jesosy+ tamin’i Petera: “Ny Tompo io!” Vao henon’i Simona Petera fa ny Tompo io, dia nanaovany* ny akanjony ivelany, satria tsy niakanjo* izy. Dia nitsoraka tao anaty ranomasina izy.