Jaona 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny mpianatra hafa kosa nandeha tamin’ilay sambokely, sady nisintona an’ilay harato feno trondro. Tsy lavitra ny tanety mantsy no nisy azy ireo, fa tany amin’ny 90 metatra* teo ho eo fotsiny.
8 Ny mpianatra hafa kosa nandeha tamin’ilay sambokely, sady nisintona an’ilay harato feno trondro. Tsy lavitra ny tanety mantsy no nisy azy ireo, fa tany amin’ny 90 metatra* teo ho eo fotsiny.