-
Asan’ny Apostoly 1:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 ary niteny hoe: “Ry lehilahy galilianina, nahoana ianareo no mijoro eto mijery ny lanitra? Iny Jesosy izay efa teo aminareo sy nakarina ho any an-danitra iny, dia ho avy indray, ka hoatran’iny fomba nahitanareo azy niakatra tany an-danitra iny ihany no hiverenany.”
-