Asan’ny Apostoly 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fantatr’izy ireo avy eo fa izy ilay lehilahy nipetraka nangataka teo amin’ny Vavahady Kanto, teo amin’ny tempoly.+ Koa gaga be izy ireo, sady tsy nampino azy ireo izay nitranga tamin’ilay lehilahy. Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:10 Fandalinana, Boky 2,
10 Fantatr’izy ireo avy eo fa izy ilay lehilahy nipetraka nangataka teo amin’ny Vavahady Kanto, teo amin’ny tempoly.+ Koa gaga be izy ireo, sady tsy nampino azy ireo izay nitranga tamin’ilay lehilahy.