Asan’ny Apostoly 5:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia nandeha naka an’ireo apostoly ny lehiben’ny mpiambina sy ireo olona teo ambany fahefany. Tsy nampiasa herisetra anefa izy ireo, satria natahotra sao hotorahan’ny vahoaka vato.+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:26 w20.03 31 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:26 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),3/2020, p. 31
26 Dia nandeha naka an’ireo apostoly ny lehiben’ny mpiambina sy ireo olona teo ambany fahefany. Tsy nampiasa herisetra anefa izy ireo, satria natahotra sao hotorahan’ny vahoaka vato.+