17 Koa lasa i Ananiasy ary niditra tao amin’ilay trano, dia nametra-tanana taminy sady niteny hoe: “Saoly, ry rahalahiko, naniraka ahy i Jesosy Tompo, ilay niseho taminao teny amin’ilay lalana nandehananao nankatỳ, mba hahita indray ny masonao ary ho feno fanahy masina ianao.”+