27 Koa nanampy azy i Barnabasy+ ary nitondra azy tany amin’ireo apostoly. Ary notantarainy tamin’izy ireo tamin’ny an-tsipiriany ny nahitan’i Saoly ny Tompo teny an-dalana,+ sy ny niresahan’ny Tompo taminy, ary ny nahasahian’i Saoly nitory tamin’ny anaran’i Jesosy tany Damaskosy.+