Asan’ny Apostoly 9:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary hoy i Petera taminy: “Enea, manasitrana anao i Jesosy Kristy.+ Mitsangàna ary amboary ny fandriananao.”+ Dia nitsangana avy hatrany izy.
34 Ary hoy i Petera taminy: “Enea, manasitrana anao i Jesosy Kristy.+ Mitsangàna ary amboary ny fandriananao.”+ Dia nitsangana avy hatrany izy.