Asan’ny Apostoly 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tamin’izay dia tadidiko ny tenin’ny Tompo, izay nilaza matetika hoe: ‘I Jaona nanao batisa tamin’ny rano,+ fa ianareo kosa hatao batisa amin’ny fanahy masina.’+
16 Tamin’izay dia tadidiko ny tenin’ny Tompo, izay nilaza matetika hoe: ‘I Jaona nanao batisa tamin’ny rano,+ fa ianareo kosa hatao batisa amin’ny fanahy masina.’+