-
Asan’ny Apostoly 12:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nandalo an’ireo mpiambina voalohany sy faharoa izy ireo, ka tonga teo amin’ilay vavahady vy mankao an-tanàna. Dia nisokatra ho azy ilay vavahady mba hivoahan’izy ireo. Rehefa tafavoaka izy ireo, dia nandeha nidina tamin’ny lalana iray. Nandao azy avy hatrany ilay anjely avy eo.
-