Asan’ny Apostoly 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ary niasa ho an’i Sergio Paolo governoram-paritra,* izay lehilahy nahira-tsaina. Dia nantsoin’ilay governora i Barnabasy sy Saoly satria naniry mafy haheno ny tenin’Andriamanitra izy. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:7 bt 87; gm 64 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:7 Torio, p. 87 Fandalinana, Fandalinana, Tenin’Andriamanitra, p. 64 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1986, p. 19
7 ary niasa ho an’i Sergio Paolo governoram-paritra,* izay lehilahy nahira-tsaina. Dia nantsoin’ilay governora i Barnabasy sy Saoly satria naniry mafy haheno ny tenin’Andriamanitra izy.
13:7 Torio, p. 87 Fandalinana, Fandalinana, Tenin’Andriamanitra, p. 64 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1986, p. 19