Asan’ny Apostoly 13:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tsy nanaiky azy* ny mponin’i Jerosalema sy ny mpitondra teo aminy. Rehefa nitsara azy anefa izy ireo dia nanatanteraka an’izay efa nolazain’ireo Mpaminany,+ izay vakina mafy isaky ny sabata. Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:27 Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/1986, p. 29-30
27 Tsy nanaiky azy* ny mponin’i Jerosalema sy ny mpitondra teo aminy. Rehefa nitsara azy anefa izy ireo dia nanatanteraka an’izay efa nolazain’ireo Mpaminany,+ izay vakina mafy isaky ny sabata.