Asan’ny Apostoly 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 fa andao hanoratra ho azy ireo mba hifadiany ny zavatra voaloton’ny sampy,+ sy hifadiany ny fijangajangana*+ sy ny biby nokendaina* ary ny ra.+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:20 ijwbq lahatsoratra 41; si 18 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:20 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 41 Fandalinana, Boky 2, “Soratra Rehetra,” p. 18
20 fa andao hanoratra ho azy ireo mba hifadiany ny zavatra voaloton’ny sampy,+ sy hifadiany ny fijangajangana*+ sy ny biby nokendaina* ary ny ra.+
15:20 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 41 Fandalinana, Boky 2, “Soratra Rehetra,” p. 18