Asan’ny Apostoly 15:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Henonay fa nisy taminay tonga tany, dia nilaza zavatra nampikorontan-tsaina anareo,+ ka nitady hanozongozona ny finoanareo. Tsy nasainay nanao an’izany anefa ry zareo. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:24 jv 34 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:24 Mpitory, p. 34
24 Henonay fa nisy taminay tonga tany, dia nilaza zavatra nampikorontan-tsaina anareo,+ ka nitady hanozongozona ny finoanareo. Tsy nasainay nanao an’izany anefa ry zareo.