18 Izany foana no nataony nandritra ny andro maro. Leo be i Paoly tamin’ny farany, ka nitodika tany aminy sady niteny tamin’ilay fanahy hoe: “Mandidy anao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy aho hivoaka aminy.” Tonga dia nivoaka tamin’izay ora izay ilay fanahy.+