Asan’ny Apostoly 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Iny alina iny ihany dia nentin’ilay lehilahy izy ireo, ary nosasany ny ratrany. Dia natao batisa tsy nisy hataka andro+ izy sy ny ankohonany manontolo. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 16:33 ijwbq lahatsoratra 110; bt 130; w18.03 10 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:33 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 110 Torio, p. 130 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),3/2018, p. 10 Fandalinana, Boky 1,
33 Iny alina iny ihany dia nentin’ilay lehilahy izy ireo, ary nosasany ny ratrany. Dia natao batisa tsy nisy hataka andro+ izy sy ny ankohonany manontolo.
16:33 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 110 Torio, p. 130 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),3/2018, p. 10 Fandalinana, Boky 1,