-
Asan’ny Apostoly 16:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Dia nolazain’ilay mpiambina fonja tamin’i Paoly ny tenin’izy ireo hoe: “Naniraka olona ny tompon’andraiki-panjakana mba hilaza hoe afahana, hono, ianareo roa lahy. Koa mahazo mivoaka ianareo izao, dia mandehana soa aman-tsara!”
-