37 Fa hoy kosa i Paoly tamin’izy ireo: “Romanina+ izahay, nefa nokapohin-dry zareo teny imason’olona na dia mbola tsy voaheloka aza ary nogadrainy. Dia izao ve izahay tadiaviny havoaka an-tsokosoko? Tsy manaiky an’izany izahay! Aleo ry zareo mihitsy no ho avy eto hamoaka anay.”