-
Asan’ny Apostoly 17:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Koa niezaka nandresy lahatra ny Jiosy sy ny olon-kafa nivavaka tamin’Andriamanitra izy, tany amin’ny synagoga. Ary nanao toy izany tamin’izay sendra hitany teny an-tsena isan’andro koa izy.
-