Asan’ny Apostoly 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa nisahotaka ny iray tanàna, ary indray nirohotra niditra tao an-kianja filalaovana tantara an-tsehatra izy rehetra. Dia notaritaritiny ho any koa i Gaio sy Aristarko,+ Makedonianina roa lahy niara-dia tamin’i Paoly. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:29 w07 15/8 10 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:29 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2007, p. 10
29 Koa nisahotaka ny iray tanàna, ary indray nirohotra niditra tao an-kianja filalaovana tantara an-tsehatra izy rehetra. Dia notaritaritiny ho any koa i Gaio sy Aristarko,+ Makedonianina roa lahy niara-dia tamin’i Paoly.