-
Asan’ny Apostoly 19:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Niantsoantso mantsy ny olona tao, ka hafa no nolazain’ny sasany, ary hafa no nolazain’ny sasany. Fa nisahotaka ny vahoaka tafavory tao, ary tsy fantatry ny ankamaroany akory izay antony nahatongavany teo.
-