Asan’ny Apostoly 19:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Raha te hitory olona àry i Demetrio+ sy ny mpanao asa tanana namany, dia eo ny andro fitsarana ary eo koa ny governoram-paritra.* Dia any ry zareo no tokony hifampitory. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:38 w90 15/9 20 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:38 Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/1990, p. 20
38 Raha te hitory olona àry i Demetrio+ sy ny mpanao asa tanana namany, dia eo ny andro fitsarana ary eo koa ny governoram-paritra.* Dia any ry zareo no tokony hifampitory.