Asan’ny Apostoly 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niaraka taminy i Sopatera zanak’i Pyro avy any Beria, Aristarko+ sy Sekondo izay samy avy any Tesalonika, Gaio avy any Derbe, Timoty,+ ary Tykiko+ sy Trofimo+ izay samy avy any amin’ny faritanin’i Azia. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 20:4 bt 167-168; w01 15/3 31; w98 15/7 7 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:4 Torio, p. 167-168 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2001, p. 3115/7/1998, p. 7
4 Niaraka taminy i Sopatera zanak’i Pyro avy any Beria, Aristarko+ sy Sekondo izay samy avy any Tesalonika, Gaio avy any Derbe, Timoty,+ ary Tykiko+ sy Trofimo+ izay samy avy any amin’ny faritanin’i Azia.