Asan’ny Apostoly 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nankany amin’i Jakoba+ niaraka taminay i Paoly ny ampitso, ary tao daholo ny anti-panahy rehetra. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:18 bt 112, 181; w97 15/5 16-17 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:18 Torio, p. 112, 181 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1997, p. 16-17
18 Dia nankany amin’i Jakoba+ niaraka taminay i Paoly ny ampitso, ary tao daholo ny anti-panahy rehetra.