Asan’ny Apostoly 21:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia nanome azy alalana hiteny ilay mpitari-tafika. Koa nitsangana teo amin’ny tohatoha-bato i Paoly ary nanao fihetsika tamin’ny tanany mba hampanginana ny vahoaka. Rehefa nangina daholo ny rehetra, dia niteny tamin’ny teny hebreo+ izy hoe: Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:40 Fandalinana, Boky 1,
40 Dia nanome azy alalana hiteny ilay mpitari-tafika. Koa nitsangana teo amin’ny tohatoha-bato i Paoly ary nanao fihetsika tamin’ny tanany mba hampanginana ny vahoaka. Rehefa nangina daholo ny rehetra, dia niteny tamin’ny teny hebreo+ izy hoe: