Asan’ny Apostoly 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tapaka ny hevitra fa halefa sambo ho any Italia izahay.+ Koa natolotra an’i Jolio, manamboninahitra avy amin’ny andia-miaramilan’i Aogosto, i Paoly sy ny gadra sasany. Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:1 Fandalinana,
27 Tapaka ny hevitra fa halefa sambo ho any Italia izahay.+ Koa natolotra an’i Jolio, manamboninahitra avy amin’ny andia-miaramilan’i Aogosto, i Paoly sy ny gadra sasany.